|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sosa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fikorisana amin-javatra malama; fizorana tsy miato; fandehanana milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina; fikorianan' ny rano sy fisononokan' ny lakana na sambo [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)9  sosa
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  vodin-javamaniry fihinana any an'efitra [Taisaka] [1.78]
12  Zavamaniry mandady fihinam-body, karazan' oviala [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  (toute l'île) orthographe préférée à soso par Malzac (sens général : action de glisser rapidement et sans secousse ; allusion à la pirogue sur laquelle on embarquait toujours ces tubercules ; mais c'est aussi la plante mâle par excellence et le nom peut cacher un sens plus libidineux). Nom donné aux Dioscorea (Dioscoreaceae) à tubercule comestible. Notamment, suivant les dialectes :
14  Dioscorea bemandry Jum. et H.Perrier (Dioscoreaceae) [Sakalava] [1.196]
15  Dioscorea analalavensis Jum. et H.Perrier ; réf. Perrier 8241 B (Perrier écrit « soso »), et Dioscorea soso Jum. et H.Perrier (Dioscoreaceae) [Sakalava] [Betsileo]
16 
Dioscorea trichopoda Jum. et H.Perrier ; réf. Seyrig 221 ; le même échantillon a été déterminé Dioscorea analalavensis Jum. et H.Perrier par Burkill (1949) ; Dioscorea ovinala Baker, (Dioscoreaceae) réf. Seyrig 221. Ces trois espèces semblent avoir été souvent confondues y compris par les botanistes. Voir aussi soso [Bara] [Tsimihety]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)19  Sosa
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  21  Shushan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  22  Suse [2.996]
Ohatra  23  Nasain'ny mpanjaka natao izany, ka navoaka tao sosa ny didy. [2.996]
Voambolana  24  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  25  Toko sy andininy momba Sosa
Tsanganana sy sary iray takila  26  Fitanisana

Fivaditsoratra  27  saso, sosa

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/03