Teny iditra | 1 sosotra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy faly, na tafintohina, ka hita eny amin' ny endrika izany tsy fahafaliana izany: Sosotra tamiko i dada fa tsy nahatonga hafatra aho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 Vexed, annoyed, at the point of becoming angry [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Ennuyé, vexé au point de s'énerver [1.8] |
Ohatra |
6 Tsy tezitra na sosotra kely akory anefa izy fa nandinika an-kamoràna ny anatra feno fahendrena nomanin' ny lahy ho azy. [2.470] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 Malonilony, letra, lotika, sendaotra, tezitra, kirikirina, mandongilongy, madikidiky, marikoriko |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny sosotra io |
Fivaditsoratra | 14 sarotso, sosotra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |