|
|
|
|

Teny iditra1  Tankay
Singan-teny  2  t~, ana, hay
Sokajin-teny  3  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Bezanozano] Bezanozano
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a tribe inhabiting the land bordering the forests.
Ohatra  6  Omeko ho fehezinareo ny tankay. [2.508]
7  ary ny niantsinanana dia tonga tankay ankoatry ny ala [2.48]
Voambolana  8  Tantara: firenena
Tsipelina hafa  9  antankay
Tsanganana sy sary iray takila  10  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  11  antaky, antika, atakin, atanik, katany, nataky, takany, takina, tanika, Tankay, tinaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21