|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  triatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Rovitra, tataka: Triatra ny akanjoko
Vaky, tsefaka: Triatra ny rindrin' ity trano ity izany
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)9  Triatra
Sokajin-teny  10  anarana (gazety)
Voambolana  11  Mpanonta printy, gazety
Mpanoratra  12 
Mpanonta printy  13 

Fivaditsoratra  14  ritatra, traitra, tratrai, triatra, Triatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20