Teny iditra Vatamena (vata, mena)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha
Ohatra Manjakatsiroa, ary iny akeky azy alohany, ary dia Kelimalaza, ary dia Fantaka, dia Behaza, dia Tsimalialahy, dia Vatamena ... [Callet: Tantara, takila 1065]

2014/11/09