|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vintana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  lahatra, anjara [1.78]
4  Anjara (soa na ratsy) heverina ho avy amin' ny sendrasendra na miankina amin' ny tonon' andro nahaterahana: Tsara vintana mihitsy ny zanakao nahazo ilay fiarakodia tamin' ny tombola [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Fate, luck, destiny [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Destin, sort [1.8]
7  Destinée [1.3, 1.66]
Ohatra  8  Moa va misy zavatra hafahafa mihoatra noho izany vintako izany ? (Est-il rien de plus bizarre que ma destinée?) [Beaumarchais] [1.66]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny vintana io

Teny iditra (2/2)18  vintana
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20  fintana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11