|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  y
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3  Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy. Raha mamaran-teny nyi dia atao y:Tany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  y represents the same sound as i, but is used at the end of words, and is sounded very lightly
5  in recent editions of the Bible y is used in the body of words taken from the Greek to represent the letter upsilon; thus Egypta (Egypt), Synagoga (Synagogue) [Editor's note: in Protestant Bibles only] [1.75]
Fanazavàna teny frantsay  6  l'y n'est employé qu'à la fin des mots [1.20]
7  l'y ne s'emploie qu'à la fin des mots [1.104]
8  i et y se substituent l'un à l'autre selon leur position; i se place au commencement, ou au milieu des mots, ou seul, et y se met à la fin. [1.103]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny abidia
Lahatsoratra  11  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 
12 

Teny iditra (2/2)13  Y
Sokajin-teny  14  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  15  Singa mivaingana, faha-39 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  16  Yttrium. [3.1]
Voambolana  17  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07