|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anivo (any)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toerana
Fanazavàna teny malagasy  4  ampovoany [Taimoro, Betsimisaraka, Sihanaka] [1.78]
5  ampovoany [Bara] [1.78]
6  Afovoa: Olona eo anivon' ny fandrosoana tahaka azy ve ka tsy hahalala izany?
7  any anivo: any afovoan-tany (mifanohitra amin' ny any antsisin-tany, any antsiraka) [1.1]
8  afovoany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9  au centre [1.13]
Ohatra  10  Eto anivo izao ny alina! [1.279]
11  Ny faritra anivo na afovoany indray? [2.442]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  anivo
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Haizavamaniry: hazo palma
Fanazavàna teny anglisy  16  a species of palm [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17  (d'après les forestiers ce nom viendrait de ivo : le milieu, le centre ; parce que ces Palmiers poussent souvent au milieu de clairières. Voir anivona pour la véritable étymologie).
18  Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. et Ravenea madagascariensis Becc. (Arecaceae). [Bezanozano]
19 
Ravenea robustior Jum. & H. Perrier (Arecaceae). Le nom du genre ravenea est un bon exemple des erreurs qui peuvent être faites en philologie malgache. L'explorateur a montré une feuille et demandé le nom. On lui a repondu ravina qui veut dire en malgache "feuille". Il en a conclu, à tort, qu'il s'agissait du nom de l'arbre. Les anivo fournissent de bons choux palmistes. Leur sève est recueillie pour la production du vin de palme. Ils fournissent aussi des matériaux pour la corderie, la sparterie, la construction des habitations (voir anivona). [Betsimisaraka] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  22  anivo, niavo, vinoa, viona, voina

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19