Teny iditra | 1 adaboka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Azera, apotraka amin' ny tany: Nadaboky ny rivo-doza ilay hazo teo andrefan-tranonay |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] used of that which is thrown down violently |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Qu'on jette en bas, qu'on rosse |
Ohatra |
6 [2.436#] Tsy maintsy adaboka aloha ny hazo vao azo refesina. 7 [2.606#] adaboka ny ombilahy hotsapain-doha ary manambana ny ombilahy ny fianakavian' ny Andratsoka. |
Fototeny | 8 daboka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 14 adaboka, boadaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |