Teny iditra adaboka (daboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Azera, apotraka amin' ny tany: Nadaboky ny rivo-doza ilay hazo teo andrefan-tranonay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that which is thrown down violently [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on jette en bas, qu'on rosse [1.3]
Ohatra 
1Tsy maintsy adaboka aloha ny hazo vao azo refesina. [2.436]
2Adaboka ny ombilahy hotsapain-doha ary manambana ny ombilahy ny fianakavian' ny Andratsoka. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : adaboka, adaboko, adabokao, adabony, adabotsika, adabokay, adabokareo, adabok', adabo-, adaboky
Ny lasa : nadaboka, nadaboko, nadabokao, nadabony, nadabotsika, nadabokay, nadabokareo, nadabok', nadabo-, nadaboky
Ny hoavy : hadaboka, hadaboko, hadabokao, hadabony, hadabotsika, hadabokay, hadabokareo, hadabok', hadabo-, hadaboky
Filaza mandidy : adabohy
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19