Teny iditra | 1 adabolahy |
Singan-teny | 2 adabo, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] karazan' adabo kelikely voa fa mani-pofona, nefa mankaleo raha ihinanana be loatra, sady mampivalan-dra (ficus cocculifolia subsp. sakalavarum) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] espèce de figuier à petits fruits ronds 6 [1.196] (de lahy = mâle). Ainsi appelé parce que les feuilles sont plus petites, plus étroites et les fruits plus petits. Variétés de Ficus cocculifolia Baker (Moraceae). [Sakalava] |
Voambolana |
7 Haizavamaniry: hazo |
Renianarana |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |