Teny iditra |
Adama
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Adama no lazaina fa voalohan' olona nataon' Andriamanitra sady razan' ny olombelona rehetra... [1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | Adam [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Adam [2.996]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|
Teny iditra |
Adamà
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Tanàna ao amin' ny lohasahan' i Jordana "eo anilan' i Zaretana" (Jos. 3. 16);
heverina mandrakariva ho Jisr ed-Damieh ankehitriny, eo akaikin' ny fihaonan' ny
ony Jordana sy Jaboka, izay nisy tetezana tany aloha. Tokony ho tao no nisy ny lafaoro
fanempoan-barahin' i Hirama mpanefy varahin' i Solomona (ampit. 1 Mpanj. 7. 46). [1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | Admah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Adma [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|
Teny iditra |
Adama
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Tanàna mimanda tany Naftaly (Jos. 19. 36). [1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | Adam [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Adâm [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|