Toko sy andininy momba Adama

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 3.17 And unto Adam he said, Because thou hast hearkened unto the voice of thy wife, and hast eaten of the tree, of which I commanded thee, saying, Thou shalt not eat of it: cursed is the ground for thy sake; in sorrow shalt thou eat of it all the days of thy life; Ary hoy koa Izy tamin' i Adama: Satria efa nihaino ny feon' ny vadinao ianao, ka nihinananao ny hazo, izay nandrarako anao hoe: Aza ihinananao izany, dia voaozona ny tany noho izay nataonao; fahoriana no hihinanao ny vokany amin' ny andro rehetra hiainanao. Dia hoy izy tamin-dralehilahy: Noho hianao nihaino ny tenin' ny vadinao ka nihinana tamin' ny hazo norarako tsy hihinananao, dia voaozona ny tany noho ny nataonao. Asa mahasasatra no hahazoanao hanina aminy mandritra ny andro rehetra hiainanao. A l' homme, il dit : Parce que tu as écouté la voix de ta femme et que tu as mangé de l' arbre dont je t' avais interdit de manger, maudit soit le sol à cause de toi ! A force de peines tu en tireras subsistance tous les jours de ta vie.
...............
Gen / Jen 3.20 And Adam called his wife' s name Eve; because she was the mother of all living. Ary ralehilahy nanao ny anaran' ny vadiny hoe Eva, satria izy no renin' ny olombelona rehetra. Ary Eva no nataon' i Adama anaran' ny vadiny, satria izy no renin' ny olombelona rehetra. L' homme appela sa femme Eve, parce qu' elle fut la mère de tous les vivants.
Gen / Jen 3.21 Unto Adam also and to his wife did the Lord God make coats of skins, and clothed them. Ary Jehovah Andriamanitra nanao akanjo hoditra ho an' i Adama sy ny vadiny ka nampiakanjo azy. Nanaovan' ny Tompo Andriamanitra akanjo hoditra Adama sy ny vadiny dia natafiny azy. Yahvé Dieu fit à l' homme et à sa femme des tuniques de peau et les en vêtit.
Gen / Jen 4.1 And Adam knew Eve his wife; and she conceived, and bare Cain, and said, I have gotten a man from the LORD. Ary Adama nahalala an' i Eva vadiny; dia nanan' anaka Eva ka niteraka an' i Kaina, ary hoy izy: Efa nahazo zazalahy tamin' i Jehovah aho. Ary Adama nahalala an' i Eva vadiny, ka nanana anaka izy, dia niteraka an' i Kaina, sy nanao hoe: Efa nampisy olona anankiray aho tamin' ny fanampian' ny Tompo. L' homme connut Eve, sa femme; elle conçut et enfanta Caïn et elle dit : J' ai acquis un homme de par Yahvé.
...............
Gen / Jen 4.25 And Adam knew his wife again; and she bare a son, and called his name Seth: For God, said she, hath appointed me another seed instead of Abel, whom Cain slew. Ary Adama nahalala ny vadiny indray, ka dia niteraka zazalahy ravehivavy; ary ny anarany nataony hoe Seta; fa Andriamanitra, hoy izy, efa nanome ahy zanaka anankiray koa ho solon' i Abela, satria novonoin' i Kaina izy. Ary Adama nahalala ny vadiny indray ka niteraka lahy iray izy, nataony hoe Seta, fa hoy izy: Nomen' Andriamanitra ny fara aho ho solon' i Abela izay novonoin' i Kaina. Adam connut sa femme; elle enfanta un fils et lui donna le nom de Seth, car, dit-elle, Dieu m' a accordé une autre descendance à la place d' Abel, puisque Caïn l' a tué .
Gen / Jen 5.1 This is the book of the generations of Adam. In the day that God created man, in the likeness of God made he him; Ity no boky milaza ny taranak' i Adama: Tamin' ny andro namoronan' Andriamanitra ny olona dia tahaka ny tarehin' Andriamanitra no nanaovany azy; Ity no boky misy ny tantaran' i Adama. Tamin' ny naharian' Andriamanitra ny olombelona dia nataony manahaka an' Andriamanitra izy. Voici le livret de la descendance d' Adam : Le jour où Dieu créa Adam, il le fit à la ressemblance de Dieu.
Gen / Jen 5.2 Male and female created he them; and blessed them, and called their name Adam, in the day when they were created. lahy sy vavy no namoronany azy; dia nitahy azy Izy ka nanao ny anarany hoe Adama tamin' ny andro namoronany azy. Lahy sy vavy no nahariany azy; ary notsofiny rano izy, ary nomeny anarana hoe Olombelona, tamin' ny nahariany azy. Homme et femme il les créa, il les bénit et leur donna le nom d' Homme, le jour où ils furent créés.
Gen / Jen 5.3 And Adam lived an hundred and thirty years, and begat a son in his own likeness, and after his image; and called his name Seth: Ary rehefa telo-polo amby zato taona ny andro niainan' i Adama, dia niteraka tahaka ny tarehiny, araka ny endriny izy; ary ny anarany nataony hoe Seta. Telopolo amby zato taona ny andro niainan' i Adama vao nitera-dahy anankiray manahaka azy sy mitovy tarehy aminy, ka nomeny anarana hoe Seta. Quand Adam eut cent trente ans, il engendra un fils à sa ressemblance, comme son image, et il lui donna le nom de Seth.
Gen / Jen 5.4 And the days of Adam after he had begotten Seth were eight hundred years: and he begat sons and daughters: Ary ny andron' i Adama taorian' ny niterahany an' i Seta dia valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Ary ny andron' i Adama taorian' ny niterahany an' i Seta dia valon-jato taona, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. Le temps que vécut Adam après la naissance de Seth fut de huit cents ans et il engendra des fils et des filles.
Gen / Jen 5.5 And all the days that Adam lived were nine hundred and thirty years: and he died. Ary ny andro rehetra niainan' i Adama dia telo-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy. Telopolo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan' i Adama, dia maty izy. Toute la durée de la vie d' Adam fut de neuf cent trente ans, puis il mourut.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
1Tt / 1Tan 1.1 Adam, Sheth, Enosh, Adama, Seta, Enosy, Adama, Seta, Enosa, Adam, Seth, Énosh,

      Tobia Livre de Tobie
...............
Tb 8.8 Hianao no nanao an' i Adama, tamin' ny fota-tany sy nanome an' i Eva ho vadiny. Et ils dirent de concert : "Amen, amen!"

  Book of Job Joba Joba Livre de Job
...............
Job / Jb 31.33 If I covered my transgressions as Adam, by hiding mine iniquity in my bosom: Raha tàhiny aho mba nanarona ny fahadisoako tahaka an' i Adama ka nanafina ny heloko tato an-tratrako, Raha mba nanafin-keloka toy ny ataon' ny olona ho, ka nampihiboka ny hadisoako tato anatiko, Ai-je dissimulé aux hommes mes transgressions, caché ma faute dans mon sein?

      Eklesiastika L'Ecclésiastique
...............
Si 33.10 Toy izany ny olombelona dia avy amin' ny tany avokoa; dia ny tany nanaovana an' i Adama. Tous les hommes viennent du limon, c' est de la terre qu' Adam a été formé.
...............
Si 49.16 Sema sy Seta koa, nankalazaina teo amin' ny olombelona; fa Adama no ambonin' ny zavatra rehetra tamin' ny zava-voahary. Sem et Seth furent glorieux parmi les hommes, mais au-dessus de toute créature vivante est Adam.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 32.19 Great in counsel, and mighty in work: for thine eyes are open upon all the ways of the sons of men: to give every one according to his ways, and according to the fruit of his doings: lehibe amin' ny fisainana sy mahery amin' ny atao; fa ny masonao mibanjina ny alehan' ny zanak' olombelona rehetra mba hanome azy rehetra araka ny lalany avy sy araka ny vokatry ny asany, lehibe amin' ny fisainana sy mahery amin' ny asa; ny masonao ajerinao ny làlan' ny taranak' i Adama rehetra, mba hamalianao azy, araka ny làlany avy, sy araka ny vokatry ny asany avy. grand dans tes desseins, puissant dans tes hauts faits, toi dont les yeux sont ouverts sur toutes les voies des humains pour rendre à chacun selon sa conduite et d' après le fruit de ses actes!

  Book of Hosea Hosea Osea Livre d'Osée
...............
Hos / Os 6.7 But they like men have transgressed the covenant: there have they dealt treacherously against me. Fa ireny dia nivadika ny fanekena tahaka an' i Adama, tao no nivadihany nahafoizany Ahy. Nivadika ny fanekena, tahaka an' i Adama, anefa izy ireo; fa nivadika tamiko teo. Mais eux, à Adam, ont transgressé l' alliance, là, ils m' ont trahi.

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.38 Which was the son of Enos, which was the son of Seth, which was the son of Adam, which was the son of God. zanak' i Enosa, zanak' i Seta, zanak' i Adama, zanak' Andriamanitra. zanak' i Enosa, zanak' i Seta, zanak' i Adama, zanak' Andriamanitra. fils d'Énos, fils de Seth, fils d' Adam, fils de Dieu.

  Letter to the Romans Romanina Romana Épître de Saint Paul aux Romains
...............
Rom / Rm 5.14 Nevertheless death reigned from Adam to Moses, even over them that had not sinned after the similitude of Adam' s transgression, who is the figure of him that was to come. fa ny fahafatesana nanjaka hatramin' i Adama ka hatramin' i Mosesy, na dia tamin' izay tsy nanota tahaka ny nanotan' i Adama aza, izay tandindon' ilay ho avy. Nanjaka ihany anefa ny fahafatesana hatramin' i Adama ka hatramin' i Moizy, na dia tamin' izay tsy nanao fahotana toraka ny fandikana nataon' i Adama aza; ary Adama dia tandindon' ilay Adama ho avy. cependant la mort a régné d' Adam à Moïse même sur ceux qui n' avaient point péché d' une transgression semblable à celle d' Adam, figure de celui qui devait venir...

  1st Letter to the Corinthians 1 Korintianina Korintiana I 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens
...............
1Kr / 1Kor 15.22 For as in Adam all die, even so in Christ shall all be made alive. Fa tahaka ny ahafatesan' ny olona rehetra ao amin' i Adama no ahaveloman' ny olona rehetra kosa ao amin' i Kristy. ary toy ny ahafatesan' ny olon-drehetra ao amin' i Adama, no hahaveloman' ny olon-drehetra ao amin' ny Kristy, De même en effet que tous meurent en Adam, ainsi tous revivront dans le Christ.
...............
1Kr / 1Kor 15.45 And so it is written, The first man Adam was made a living soul; the last Adam was made a quickening spirit. Ary araka izany koa no voasoratra hoe: Adama voalohan-dahy natao manan' aina (Gen. 2. 7); Adama farany natao fanahy mahavelona. Adama, lehilahy voalohany, natao aina mahavelona; fa Adama faharoa kosa natao fanahy mahavelona. C' est ainsi qu' il est écrit : le premier homme, Adam, a été fait âme vivante ; le dernier Adam, esprit vivifiant.

  1st Letter to Tomothy 1 Timoty Timote I 1ère Épître de Saint Paul à Timothée
...............
1Tm 2.13 For Adam was first formed, then Eve. Fa Adama no natao voalohany, vao Eva. Satria Adama no natao voalohany, vao Eva; C' est Adam en effet qui fut formé le premier, Eve ensuite.
1Tm 2.14 And Adam was not deceived, but the woman being deceived was in the transgression. Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota. ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy voafitaka no tonga nanota; Et ce n' est pas Adam qui se laissa séduire, mais la femme qui, séduite, se rendit coupable de transgression.

  Letter of Jude Joda Joda Épître de Saint Jude
...............
Jod / Jd 1.14 And Enoch also, the seventh from Adam, prophesied of these, saying, Behold, the Lord cometh with ten thousands of his saints, Ireo koa no efa novinanin' i Enoka, ilay fahafito avy amin' i Adama, hoe: Indro avy ny Tompo, omban' ny olo-masiny tsy tambo isaina, Mais vous, très chers, rappelez-vous ce qui a été prédit par les apôtres de notre Seigneur Jésus Christ.