Teny iditra | ![]() |
adidy aman' andraikitra (adidy, amana, raikitra) |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana frantsay | devoirs et responsabilités [Rajaonarimanana 1995] | |
Ohatra | Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen' ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 20] | |
Nohavaozina tamin' ny 2016/08/03 |
![]() |