Teny iditra adiheloka (ady, heloka)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Manan-kery io tsy fanamelohana io mandritra ny fe-potoana voatondro hiasany, amin’ny adiheloka bevava sy adiheloka tsotra, afa-tsy raha tratra am-bodiomby izy [SeFaFi ]
Endriteny 
adiheloka
adiheloko
adihelokao
adihelony
adihelotsika
adihelokay
adihelokareo
adihelok'
adihelo-
adiheloky
Tsipelina hafa 

2015/02/20