Teny iditra ady heloka (ady, heloka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny antokom-pitsarana mitsara momba ny heloka (ny mifanohitra aminy dia ny ady madio) [Rajemisa 1985]
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2015/02/20