Teny iditra adim-pamantaranandro (ady, fantatra, andro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Heure [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra adiny

2013/12/06