Teny iditra famantaranandro
Singan-teny famantarana ; andro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin' ny alalan' ny sahazany roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [andro, the day.] A clock, a watch. [1.2]
 A watch, a clock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Montre [1.8, 1.13]
 Horloge [1.8]
Ohatra 
1Sarobidy ny famantaranandro», hoy aho. [2.356]
2tamy ny sivy sy sasany ny famantaranandro. [2.59]
3Sambatra ise ry Imaro mahay mamaky famantaranandro. [2.332]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02