Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : adin' ombalahy | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Adin' ombalahy ka no atakalo izay adin' ombivavy. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Adin' ombalahin' ny mpianakavy: ny mahery tsy hobena, ny resy tsy akoraina. [Rajemisa 1985 #437]
Adin' ombalahin' ny mpianakavy: ny mahery tsy hobina, ny resy tsy akoraina. [Rajemisa 1985 #437] Adin' ombalahin' ny mpianakavy, ny resy tsy akoraina, ny mahery tsy hobena. [Rajemisa 1985 #780] Adin' ombilahin’ ny mpianakavy : ny mahery tsy hobena, ny resy, tsy akoraina. [Cousins 1871 #17] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Raha misy olona roa na antokon' olona roa tonta samy tiana mifaninana, izay mandresy aminy tsy tokony hoderaina mihoapampana, ary toraka izany koa, izay resy aminy tsy tokony hoesoina izaitsizy. [Rajemisa 1985 #437]
Raha mpihavana no miady eny amin' ny fitsarana, noho ny fitsimbinana ny fihavanana, dia tsy akoraina izay resy ary tsy hobena izay maharesy. [Rajemisa 1985 #780] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Akondro niadian' ombalahy : herinandro tsy mahafoha tena. [Veyrières 1913 #745, Rinara 1974 #91]
Akondro niadian’ ombilahy : herinandro tsy mahafoha tena. [Cousins 1871 #76] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Bananier sur lequel se sont battus des taureaux : d' une semaine il ne peut pas se relever. [Veyrières 1913 #745] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des petits qui souffraient des querelles des grands, et de tous ceux qui avaient de la peine à se relever après une épreuve. [Veyrières 1913 #745] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aza atao verin' ny adin-dreniomby ny adin' ombalahy. [Rinara 1974]
Aza atao verin' ny adin-dreniomby ny adin' ombilahy. [Cousins 1871 #373, Houlder 1895] Sondrian' ny adin-dreniomby, ka ny adin' ombalahy no hadinoina. [Veyrières 1913 #3300] Verin' ny adin-dreniomby ny adin' ombalahy. [Veyrières 1913 #3300, Abinal 1888] Very tamin' ny adin-dreniomby lahy, ny adin' ombalahy! [Rinara 1974 #4946] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Absorbé par un combat de vaches, on oublie le combat de taureaux. [Veyrières 1913 #3300]
Ne manquez pas un combat de taureaux pour un combat de vaches. [Houlder 1895] Un combat de vaches fait perdre de vue un combat de taureaux. [Abinal 1888] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. ne perdez pas une chose importante pour pas grand chose. [Houlder 1895]
Il néglige les grandes affaires pour s'occuper des petites. [Abinal 1888] Souvent de petites choses font oublier de plus grandes. [Veyrières 1913 #3300] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aza manao tahaka ny vorontsiloza: miebanebana tsy ankizivavy, dia izy ihany; manakora tsy adin’ ombilahy, dia izy ihany; Aza manao tahaka ny vorontsiloza : Aza manao tahaka ny vorontsiloza: | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aza milaza miara-mahita. [Houlder 1895]
Aza milaza miara-mahita, tahaka ny adin’ ombilahy an-tsena. [Cousins 1871 #628] Aza milaza miara-mahita, tahaky ny adin' ombalahy an-tsena. [Veyrières 1913 #4738] Aza milaza miara-mahita toy ny adin' ombalahy an-tsena. [Rinara 1974 #779] Milaza miara-mahita, tahaka ny adin' ombalahy. [Rinara 1974 #2343] Milaza miara-mahita, toy ny adin’ ombilahy. [Cousins 1871 #1788] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne parlez pas (à quelqu' un) d' une chose qu' il a vue comme vous. [Houlder 1895]
Ne racontez pas des choses que tout le monde a vues, comme les combats de taureaux au marché. [Veyrières 1913 #4738] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui racontent ce que tout le monde sait. [Veyrières 1913 #4738] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Hono, ry | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ilay jamba nampiady ombalahy : lany ritra ny zana-bahoaka raha izay alehako no alehany. [Rinara 1974 #1398]
Ilay jamba nampiady ombalahy : " lany ritra ny zana-bahoaka, raha izay alehako no nalehany " . [Veyrières 1913 #2148] Ilay jamba nampiady ombilahy : "Lany ritra ny | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aveugle qui a fait battre des taureaux : ils sont exterminés les enfants de la contrée, dit-il, s' ils ont passé par où je passe. [Veyrières 1913 #2148] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny ombalahy no miady, ka ny omby vositra no mitsaraingona. [Veyrières 1913 #3501]
Ny ombilahy no miady, ka ny omby vositra no mitsaraingona. [Rinara 1974 #3190, Cousins 1871 #2381] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce sont les taureaux qui se battent, et les boeufs se faufilent au milieu d' eux. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui se mêlent des affaires des autres et de leurs disputes. [Veyrières 1913 #3501] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |