Teny iditra (1/2) | 1 adoboka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#24] Entina mandoboka na mampisy feo lehibe re Atao midoboka, maneno mikotrokotroka: Nadobok' ilay zaza ny amponga ka taitra ny manodidina |
Fototeny | 4 doboka |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 adoboka |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1#24] Asaina mijanona, mipetraka, mitoetra |
Fototeny | 12 doboka |
Fivaditsoratra | 13 adaboko, adoboka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |