|
|
|
|

Teny iditra1  ady samy irery
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] adin' olon-droa mifampitana, tolon-tsamy irery, taribaniana, balahazo
Singan-teny  4  ady, samy, irery

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07