Teny iditra (1/2) | 1 aera |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan' entona iainan' ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan' io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin' ny miaina, ka indreny ny biby fiompy valabalaka mamonjy alokaloka...(Auguste Rajaonarivelo) |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] air |
Ohatra |
5 Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [2.324] |
Voambolana |
6 Simia |
Mpanahaka | 7 atmosfera, rivotra |
Teny iditra (2/2) | 8 Aera |
Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [2.996] Arah |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [2.996] Arah |
Voambolana |
12 Soratra Masina |
Tsipelina hafa | 13 ara |
Fivaditsoratra | 14 aare, aera, arae, area |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |