Teny iditra afadiditra (fadiditra (diditra))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mifadiditra, mifanolana mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that which is twisted on something else [1.2]
Fanazavàna teny frantsay à entortiller [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afadiditra, afadiditro, afadiditrao, afadidiny, afadiditsika, afadiditray, afadiditrareo, afadiditr', afadidi-, afadiditry
Ny lasa : nafadiditra, nafadiditro, nafadiditrao, nafadidiny, nafadiditsika, nafadiditray, nafadiditrareo, nafadiditr', nafadidi-, nafadiditry
Ny hoavy : hafadiditra, hafadiditro, hafadiditrao, hafadidiny, hafadiditsika, hafadiditray, hafadiditrareo, hafadiditr', hafadidi-, hafadiditry
Filaza mandidy : afadidiro

Teny iditra afa-diditra
Singan-teny afa- (afaka) ; diditra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Free from twistings [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24