|
|
|
|

Teny iditra1  afa-jaza
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] niteraka zaza izay mbola tsy ampy andro ka maty (raha latsaka ny enimbolana an-kibo ilay zaza, dia atao hoe vaky manta no filaza an-dreniny afa-jaza)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Used of abortion or miscarriage.
5  [1.7] having a miscarriage
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] ayant avorté
Voambolana  7  Fahasalamana
Singan-teny  8  afaka, zaza
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny afa-jaza io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07