|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : afa-jaza

Ohabolana 1Aza atao fively ampongalahy ny havana: ny ambaviny tambatambazana, ny andahiny dobodobohana. [1.1 #71]
Aza atao fively amponga ny havana, ka ny ambaviny tambatambazana toy ny manana anaka, fa ny andahiny dobodobohina ho afa-jaza. [2.558]
Aza atao fively amponga ny havana: ka ny iray ambaviny tambatambazana, ary ny iray kosa andahiny hodobodobohana. [2.165 #225]
Aza atao toy ny fively amponga ny fihavanana ka ny iray ambaviny tambatambazana, ny iray andahiny dobodobohana. [1.1 #60]
Fanazavana malagasyTsy tokony hasiana fiangarana ny fitiavan-kavana. [1.1 #71]
Dikanteny frantsayNe faites pas à vos amis comme à un tambour, frappant légèrement sur l' un des côtés, mais très fort sur l' autre. [2.165]

Ohabolana 2Aza maniry manana anaka, andrao afa-jaza. [2.165 #1864]
Aza maniry manana, fandrao afa-jaza. [2.415 #906, 2.558 #685, 2.653 #580]
Dikanteny frantsayNe demandez (ou désirez) pas un enfant quand vous êtes enceinte, de crainte de le perdre (litt. d' avoir une fausse couche). [2.165]
Ne désirez pas alors que vous avec déjà, de peur d' avorter. [2.415 #906]
Fanazavana frantsayLes Malgaches croyaient superstitieusement qu' une femme enceinte avortait lorsqu'elle enviait les autres femmes. [2.415 #906]

Fizahan-teny