Teny iditra | 1 afa-jaza |
Singan-teny | 2 afaka, zaza |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] niteraka zaza izay mbola tsy ampy andro ka maty (raha latsaka ny enimbolana an-kibo ilay zaza, dia atao hoe vaky manta no filaza an-dreniny afa-jaza) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] Used of abortion or miscarriage. 6 [1.7] having a miscarriage |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] ayant avorté |
Voambolana |
8 Fahasalamana |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny afa-jaza io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |