|
|
|
|

Teny iditra1  afo-mololo
Singan-teny  2  afo, 3  mololo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5  mafana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin' ny fangatsiahana: Miroborobo toa afo-mololo [1.1]
Ohatra  6  Fa injay efa midonaka dia midonaka ny afo-mololo. [2.895#]
Voambolana  7  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12