|
|
|
|

Teny iditra1  afokasoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Poti-banja miraikitra amin' ny tendron' ny tahon-kazo kely, izay akasoka amin' ny baoritra misy ankoso-banja koa ka miteraka lelafo vetivety
voan' afokasoka: ny singany tsirairay
tahon' afokasoka: ilay tapany tsy mirehitra
tranon' afokasoka: ny fitoerany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [kasoka, rubbing.] matches.
5  [1.7] a match
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.13] allumette
Ohatra  7  [2.472] Ny afokasoka rahateo koa moa matetika tsy nisy, otrikafo no natao fitahirizana afo tao an-trano.
Singan-teny  8  afo, kasoka
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  afokasoka, asakafoko, sakafoako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21