|
|
|
|

Teny iditra1  afolahy
Singan-teny  2  afo, lahy
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  Raha sendra afak' afo ve dia afolahy, nefa ny rahampitso tsy mbola azo antoka. [2.558]
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny afolahy io

Fivaditsoratra  7  afolahy, falaohy

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09