Teny iditra | afomanga | ||
Singan-teny | afo ; manga | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana tsipoapoaka be mitsoriaka miakatra rahefa ampirehetina ary mianjera misandrahaka mahafinaritra indray. [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Feu d'artifice [1.3] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/30 |