Teny iditra | 1 afomanga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana tsipoapoaka be mitsoriaka miakatra rahefa ampirehetina ary mianjera misandrahaka mahafinaritra indray. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] feu d'artifice |
Singan-teny | 5 afo, manga |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |