Teny iditra | 1 afo-mololo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mafana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin' ny fangatsiahana: Miroborobo toa afo-mololo |
Ohatra |
4 [2.895#] Fa injay efa midonaka dia midonaka ny afo-mololo. |
Voambolana |
5 Ontam-po |
Singan-teny | 6 afo, mololo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |