|
|
|
|

Teny iditra1  afo-mololo
Singan-teny  2  afo, mololo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mafana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin' ny fangatsiahana: Miroborobo toa afo-mololo
Ohatra  5  Fa injay efa midonaka dia midonaka ny afo-mololo. [2.895#]
Voambolana  6  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07