Teny iditra | 1 afonafona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Fisafoahan-katezerana, haromotana |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3] Furie, transport de colère 9 [1.19] [Tankarana] fureur. |
Voambolana |
10 Ontam-po |
Fivaditsoratra | 11 afonafona, nofafanao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02 |
![]() |