Teny iditra afon-dasy (afo, lasy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay feu de camp (scout) [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra 
1Rahariva eo amin' ny afon-dasy e! [Randriamiadanarivo: Sikajy]
2Maty tsikelikely ilay afon-dasy nirehitra teo afovoany. [Ravelomanana: Lalana]

2017/11/09