Teny iditra | afovato | |
Singan-teny | afo ; vato | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana vato miteraka tselatselatr' afo raha vao ampifampikasohina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A firestone used as a flint. [1.2] | |
Ohatra | Kandrefa indro ny vanja sy ny bala sy ny afovato: omeko anareo, fa andrao tsy ampy ny fiadiana ka mitsanga-menatra.
[2.298] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny afovato io | |
Lahatsoratra | Randzavola: afovato ao amin' ny Baiboly | |
Fivaditsoratra | afovato, vatoafo, voatafo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/13 |