|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ahatra
Fototeny  2  hatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] atao mipaka amin' ny..., atao mianjera, miantefa amin' ny...: Tsy azonao ahatra aminy izany lalàna izany satria olona marary saina izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be made to reach to.
6  [1.7] to be brought up to, to be applied
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] qu'on fait atteindre jusqu'à, qu'on adresse à, qu'on applique à, qu'on fait retomber sur
8  [1.8] qu'on applique
Ohatra  9  Taorian'izany fijaliana izany, na dia voasazy tamim-pamindram-po ihany aza izy dia nahalala ny hamafin'ny fampijaliana ahatra amin'ny tsy mpivavaka, tsaraina amin-katezerana. [2.996]
10  Tsarovy fa toy ny didy nahatra|hahatra taminy izay nahatra|hahatra aminao, ny ahy omaly; [2.996]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  ahatra
Sokajin-teny  16  Tsy lazaina
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.6]
Sampanteny 
18  Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  19  ahatra, haatra, harata, hatara, tahara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21