Teny iditra | 1 ahidratsy |
Singan-teny | 2 ahitra, ratsy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ahitra miara-maniry amin' ny vary ka mahatonga ny vary havana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] Grass which grows among the rice, and which is used as a faditra |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] espèce d'ivraie 7 [1.196] (de ahitra = herbe et ratsy = mauvais). Nom générique des "mauvaises herbes", adventices des cultures, et surtout de celles qui envahissent les rizières et gênent la croissance du riz. Herbe indéterminée employé dans les cérémonies d'exorcisme (on dit de même hena-ratsy pour designer la viande distribué aux funérailles, même s'il est d'excellente qualité). |
Ohatra |
8 Anjarany ny manavaka, amin' ny fotoana heveriny fa mety, ny voam-bary amin' ny voan' ahidratsy. [1.369#] 9 Harena tsy mahavonjy poritra ireny, kanefa rahefa tsy manankatao ny tena sady tsy manam-bola hanaramana dia aleo esorina ihany ny ahidratsy. [2.5] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: ahitra |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
12 Randzavola: ahi-dratsy ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |