Teny iditra | 1 ahidrindrina |
Singan-teny | 2 ahitra, rindrina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zavamaniry ampiasaina raha misy fivoahan-dra ka ny raviny maitso no tenehina (Dichrocephala latifolia) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Betsileo]
An herb. The Betsileo make poultices for boils of the leaves. Dichrocephala latifolia, D.C. Same as trebotreboNAMboa |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.196] (de ahitra = herbe, et rindrina = murs de maisons, parois des cases). Ces herbes étaient souvent suspendues en petits paquets, à l'intérieur des maisons. [Merina]
7 [Betsileo] Dichrocephala latifolia (Lam.) L'Hér. ex DC. Illégitime et Dichrocephala lyrata DC. (Asteraceae). Plantes réputées hémostatiques. On aimait en avoir sous la main pour arrêter le sang en cas de coupure, hémorragie, épistaxis, etc. Eulesine incana Gaertn. In Sched. (Poaceae). |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Tovy hevitra | 9 trebotrebonamboa |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |