Teny iditra | 1 ahimafana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaniry fanao ody kankana ny raviny izay tanehina atao antitra dia antitra (Spilanthes acmella) |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] plante médicale, vermifuge 5 [1.196] (de ahitra = herbe, et mafana = chaud, brûlant). Spilanthes acmella A. Chev. (Asteraceae). Herbe à saveur brûlante. On en administre le décocté aux jeunes enfants contre les vers. [Merina] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Singan-teny | 7 ahitra, mafana |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 9 ahimafana, fahamaina, famiahana, hamafanay, hanamafia, miafahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |