Teny iditra ahimafana
Singan-teny ahi- (ahitra) ; mafana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry fanao ody kankana ny raviny izay tanehina atao antitra dia antitra (Spilanthes acmella) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Plante médicale, vermifuge [1.3]
  [Merina] (de ahitra = herbe, et mafana = chaud, brûlant). Spilanthes acmella A. Chev. (Asteraceae). Herbe à saveur brûlante. On en administre le décocté aux jeunes enfants contre les vers. [1.196]
Anarana siantifika Spilanthes acmella
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09