Teny iditra ahi-maitso
Singan-teny ahitra ; maitso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ ahimaitso ] Green grass [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Herbe verte, fourrage vert [1.3]
 Verdure, gazon, pelouse [1.13]
Ohatra nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16