|
|
|
|

Teny iditra1  ahoana hoe
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] entimanontany raha tena izany tokoa no izy, ka matetika fiangaviana hamerina ny efa voalaza io: Ahoana hoe? (toy izany avokoa no hevitry ny "hoe" aorian' ny teny enti-manontany: Iza hoe no nilaza izany?)
Singan-teny  4  ahoana, hoe

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07