Teny iditra aiditra (iditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atsofoka ao anatin' ny...: Naiditro ny fanalahidy fa tsy nety
Ampidirina, alatsaka: Naiditro ao amin' ilay sekoly ao akaikinay ny zanako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that which is to be put in, or to be brought in, as a person brought into a house or room. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait entrer, pénétrer, qu'on introduit
à qui on fait prendre le service, à qui on fait embrasser un métier, une profession
Qu'on met comme ingrédient [1.3]
Ohatra Ary izaho hanao sikidy izay olona aiditra ao aminy [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aiditra, aiditro, aiditrao, aidiny, aiditsika, aiditray, aiditrareo, aiditr', aidi-, aiditry
Ny lasa : naiditra, naiditro, naiditrao, naidiny, naiditsika, naiditray, naiditrareo, naiditr', naidi-, naiditry
Ny hoavy : haiditra, haiditro, haiditrao, haidiny, haiditsika, haiditray, haiditrareo, haiditr', haidi-, haiditry
Filaza mandidy : aidiro
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19