Teny iditra |
manaika
(aika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto ¶ Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala) ¶ Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana) [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity. [Richardson 1885]
|
Haiendriteny |
manaika
manai-
| |
nanaika
nanai-
| |
hanaika
hanai-
| |
manaiha | |
|
|
Teny iditra |
manaika
(haika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985]
|
| [ mañaika ] [Bezanozano]
mihantsy
[Rakotosaona 1975]
|
Fandikana anglisy | [Provincial]
same as mihaika
[Richardson 1885]
|
|