|
|
|
|

Teny iditra1  aiay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Betsimisaraka] [1.78]
4  Karazan-gidro mpivoaka alina, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the aye-aye, a singular nocturnal animal endemic in Madagascar, to capture which, the natives say, causes illness or death. Same as ahay (Betsim.), and haihay [Antsih.]. Supposed to receive its name from its peculiar cry. Cheiromys Madagascariensis. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  aye-aye [1.54]
7  aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Ohatra  8  Ary indrindra ilay biby atao hoe aiay dia an' i Madagaskara irery. [1.436#]
Voambolana  9  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  10  ahay, hahay, haihay
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  32  Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30