Teny iditra | angitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka] anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Rakotosaona 1975] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Tsipelina hafa | aingitra | |
Teny mitovy hevitra | aiay | |
Teny iditra | angitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka] karazam-borona madinika, Tsikirity [Rakotosaona 1975] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Teny iditra | angitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana frantsay | [Betsileo, Tanala] (prononciation locale de engitra). Nom générique des indigotiers, notamment Indigofera tinctoria L. (Fabaceae). [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Indigofera tinctoria | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |