Teny iditra | 1 akalamanta |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] a chopping-board; a chopping-block without feet for cutting up raw meat |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5] planche à découper la viande, billot |
Ohatra |
5 [2.131] raha rambon-danitra hipaoka hianao izaho vatobe tsy azo hontsonina ary raha kanontabe hianjera hianao izaho akalamanta tsy torom-pamaky |
Singan-teny | 6 akalana, manta |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |