Teny iditra | 1 akalamanta |
Singan-teny | 2 akalana, manta |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a chopping-board; a chopping-block without feet for cutting up raw meat |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] planche à découper la viande, billot |
Ohatra |
6 raha rambon-danitra hipaoka hianao izaho vatobe tsy azo hontsonina ary raha kanontabe hianjera hianao izaho akalamanta tsy torom-pamaky [2.131] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |