|
|
|
|

Teny iditra1  akanjo ba
Singan-teny  2  akanjo, ba
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] akanjo vita amin' ny ba
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a knitted garment, esp. a sweater
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] vêtement tricoté, spéc. un pull-over
Ohatra  7  [2.59#] Namidy akanjoba ho azy 4 mianaka
8  [1.437#] Ary tatý aoriana manao ba lava sy kiraro ary manao betaly na lambotapaka manodidina ny valahana manarona hatreo ambany fe, dia manao akanjo mifanerana amin' ny tena na akanjoba mampiseho bika.
Voambolana  9  Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07